MOMBA NY FANAMBOARANA EFITRANO FIANARANA Convertir en PDF
• Raha tsy maintsy atao ny fanovana, ampy handraisana ny mpianatra ve ny efi trano ananantsika ?
Hisy efi trano fi anarana 1000 vaovao hamboarina handraisana ny ankizin’ny taona faha 6 amin’ny septambra 2008.

• Inona no tokony hataoko raha mila efi trano aho? Iza no hatoniko? Iza no hanatanteraka ny asa? Iza no handoa ny vola ?
Manao fangatahana ny VOI, ampandalovina any amin’ny Kaomina, apetraka any amin’ny CISCO. Mbola hisy fanentanana fanampiny mikasika io.

• Mbola azo atao ve ny fanamboaran-trano miainga avy amin’ny fandraisana andraikitry ny fokonolona ? (sekolim-pokonolona)
Azo atao fa tsy maintsy manaja ny fenitry ny fanamboaran-trano sy ny fepetra manodidina izany.
 
< Précédent   Suivant >
 
Copyright 2008 By Kboss Studio - Média Ressources