| MOMBA NY FANAMBOARANA EFITRANO FIANARANA |
|
|
• Raha tsy maintsy atao ny fanovana, ampy handraisana ny mpianatra ve ny efi trano ananantsika ? Hisy efi trano fi anarana 1000 vaovao hamboarina handraisana ny ankizin’ny taona faha 6 amin’ny septambra 2008. • Inona no tokony hataoko raha mila efi trano aho? Iza no hatoniko? Iza no hanatanteraka ny asa? Iza no handoa ny vola ? Manao fangatahana ny VOI, ampandalovina any amin’ny Kaomina, apetraka any amin’ny CISCO. Mbola hisy fanentanana fanampiny mikasika io. • Mbola azo atao ve ny fanamboaran-trano miainga avy amin’ny fandraisana andraikitry ny fokonolona ? (sekolim-pokonolona) Azo atao fa tsy maintsy manaja ny fenitry ny fanamboaran-trano sy ny fepetra manodidina izany. |
| < Précédent | Suivant > |
|---|

