| MOMBA NY ANJARA ASAN’IREO MPIKATROKA |
|
|
• Amin’ny maha CISCO, ben’ny tanàna, FRAM, ray aman-dreny, talen-tsekoly : inona no anjara asako ? Fiaraha-misalahy, fiaraha-miombona antoka amin’ny fanatanterahana ny fanovana. • Hazavaina amin’ny DREN sy CISCO ve ny fomba fi jery sy fomba fi asa, ny rafitra mpandoa vola, sy ny zavatra rehetra tokony hataony ? Tsy maintsy mahafantatra izany amin’ny antsipiriany izy ireo. |

