| Fomba fiasan’ny MEN amin’ny EPT |
|
NY FANOVANA Ny Ministera dia nandray fepetra samihafa hanamorana ny fizotry ny fanatanterahana :Fandaminana vaovao eo anivon’ny ministera :
NY RAFITRA FANARAHA-MASO SY FANAOVANA TOMBANA EZAKAToy izao no fiasan’ny rafitra fanaraha-maso sy fanaovana tombana ezaka :
Ny anjara asan’ny tsirairay (DGEFA, DDC, INFP, DEFP, DRH, DSPS, DREN, CISCO) dia voafaritra ao amin’ny Tovana 1. |


